Ny tetikasa PADAP dia tombony lehibe ho an’ireo miasa amin’ny sehatry ny fambolena. Noho izany dia maro ireo handray soa, anisan’izany ireo tantsaha sy ireo “Centres de Services Agricoles (CSA) […]
Padap
Rano sy fitarihan-drano

Manome antoka ny famokarana vary sy ireo vokatra fototra hafa ny fisiana fitaovana fitarihan-drano.
Fanamafisana traikefa

Anisan’ny singa iray ao amin’ny tetikasa PADAP ny fanamafisana ny fahaiza-manao.