Anisan’ny singa iray ao amin’ny tetikasa PADAP ny fanamafisana ny fahaiza-manao
Nos services
Fambolena

Ny tetikasa PADAP dia tombony lehibe ho an’ireo miasa amin’ny sehatry ny fambolena. Noho izany dia maro ireo handray soa, anisan’izany ireo tantsaha sy ireo “Centres de Services Agricoles (CSA) […]
Ala

Ampahany lehibe amin’ireo laharam-pahamehana amin’ny tetikasa PADAP ny fanamafisana ny sisin-kavoana ary koa ny famerenana amin’ny laoniny ny tontolon’ny ala.
Rano sy fitarihan-drano

Manome antoka ny famokarana vary sy ireo vokatra fototra hafa ny fisiana fitaovana fitarihan-drano.