Faritra ifantohan’ny tetikasa

Ao anatin’ny sehatry ny tetikasa PADAP, “tontolo” foana matetika no iantsoana ireo toerana ifantohan’ny tetikasa. Io voambolana io dia manondro manokana ireo perimetatra rehetra izay mamorona loharanon’ny rano ho an’ny rafitra fanondrahana iray.