Ala

Ampahany lehibe amin’ireo laharam-pahamehana amin’ny tetikasa PADAP ny fanamafisana ny sisin-kavoana ary koa ny famerenana amin’ny laoniny ny tontolon’ny ala.